Ravaoline (Maman'i Aimé)

Ravaoline dia avy ao Antaravato anatin’ny faritra Makira. Izy no mpampiantrano sy mpikarakara ny ekipa MAHERY rehefa manao fikarohana ao Antaravato.

Laurent (Papan'i Aimé)

Laurent dia avy ao Antaravato anatin’ny faritra Makira. Izy dia anisan’ny mpikaroka mpanampy ela indrindra ao amin’ny ekipa MAHERY.

Tata

Tata dia misahana ny resaka ara-pitaovana an’ny MAHERY ao Maroantsetra.

Simplice

Simplice dia mpikaroka mpanampy avy ao Marofototra anatin’ny faritra Masoala.

Fred

Fred dia mpikaroka mpanampy ao Marofototra anatin’ny faritra Masoala.

Ando

Ando no mpandrindra ny tetikasa fanaovana vaksiny akoho hiadivana amin’ny aretina biaty ao Makira sy Masoala.

Rivo

Rivo dia mpikaroka mpanampy ao Antaravato anatin’ny faritra Makira.

Marika

Marika dia misahana ny fanaovana vaksiny akoho I-2 hiadina amin’ny aretina biaty ao amin’ny faritra Makira.

Berthelemie

Berthelemie dia mpikaroka mpanampy avy ao Vinanibe anatin’ny faritra Makira.

Saufiel

Saufiel dia mpikaroka mpanampy no sady “infirmier” ao Antaravato anatin’ny faritra Makira.

Miadana

Miadana dia mpikaroka mpanampy ary saika manao fikarohana any amin’ny faritra atsimon’ny Madagasikara.

Romuald

Romuald dia mpikaroka misahana ny tetikasa “Community-Led Total Nutrition” ao amin’ny Catholic Relief Services Madagascar.

Luciano

Luciano dia manampahaizana manokana mikasika ny biby kely indrindra ny moka ao amin’ny “Institut Pasteur de Madagascar”.

Gerard

Gerard dia tompon’andraikitra amin’ny “Monitoring and Evaluation” mikasika ny tsy fanjariantsakafo ao amin’ny Catholic Relief Services Madagasikara.

Mahery MG

Website via Visura

Mahery MG is integrated to:
Visura site builder, a tool to grow your photography business
Visura's network for visual storytellers and journalists
A photography & film archive by Visura
Photography grants, open calls, and contests
A newsfeed for visual storytellers